Entry | 1 zara levenana |
Part of speech | 2 locution |
Elementary words | 3 zara, levenana |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] anarana enti-milaza ny vola famangiana amin' ny fahoriana omen' ireo havana akaiky dia akaiky ny tompo-manjò ka izy io no lehibe indrindra amin' ny famangiana atao raha misy fahoriana |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |